Joba 31:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Raha toa aho nahita olona efa ho faty noho izy tsy nanan-kitafy,+Na nahita mahantra tsy nanan-damba hirakofana, Salamo 106:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Dia nataony lasa niantra azyIzay rehetra namabo azy.+ Isaia 58:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy izao koa ve izany: Ny mizara ny mofonao amin’ny noana,+ sy mampiantrano ny ory sy ny tsy manan-kialofana,+ sy mampitafy an’izay hitanao mitanjaka,+ ary tsy miafina amin’ireo mpiray firenena aminao?+
19 Raha toa aho nahita olona efa ho faty noho izy tsy nanan-kitafy,+Na nahita mahantra tsy nanan-damba hirakofana,
7 Tsy izao koa ve izany: Ny mizara ny mofonao amin’ny noana,+ sy mampiantrano ny ory sy ny tsy manan-kialofana,+ sy mampitafy an’izay hitanao mitanjaka,+ ary tsy miafina amin’ireo mpiray firenena aminao?+