2 Mpanjaka 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hoy anefa izy: “Aza mamely azy. Izay nobaboinao tamin’ny sabatrao sy ny tsipìkanao ve dia hovonoinao?+ Rosoy sakafo izy ireo hohaniny sy rano hosotroiny,+ ary aoka izy hiverina any amin’ny tompony.” Jakoba 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Raha misy rahalahy na anabavy tsy manan-kitafy sady tsy ampy sakafo isan’andro,+
22 Hoy anefa izy: “Aza mamely azy. Izay nobaboinao tamin’ny sabatrao sy ny tsipìkanao ve dia hovonoinao?+ Rosoy sakafo izy ireo hohaniny sy rano hosotroiny,+ ary aoka izy hiverina any amin’ny tompony.”