Deoteronomia 34:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 sy Negeba+ sy ny Faritr’i Jordana,+ sy ny lemak’i* Jeriko, ilay tanàna be hazo palmie,+ ka hatrany Zoara.+ Mpitsara 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nankany an-tany efitr’i Joda, tany atsimon’i Arada,+ ny taranak’i Joda. Ary niara-niakatra tamin’izy ireo, avy tany amin’ny tanàna be hazo palmie,+ ny taranak’ilay Kenita+ rafozandahin’i Mosesy,+ ka nandeha nanorim-ponenana teo amin’ny vahoaka.+
3 sy Negeba+ sy ny Faritr’i Jordana,+ sy ny lemak’i* Jeriko, ilay tanàna be hazo palmie,+ ka hatrany Zoara.+
16 Nankany an-tany efitr’i Joda, tany atsimon’i Arada,+ ny taranak’i Joda. Ary niara-niakatra tamin’izy ireo, avy tany amin’ny tanàna be hazo palmie,+ ny taranak’ilay Kenita+ rafozandahin’i Mosesy,+ ka nandeha nanorim-ponenana teo amin’ny vahoaka.+