2 Tantara 31:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Toy izany no nataon’i Hezekia nanerana an’i Joda. Ary nanao izay tsara+ sy mahitsy+ foana izy, sady tsy nivadika+ mihitsy teo anatrehan’i Jehovah Andriamaniny. Ohabolana 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy mba hanana ahiahy ny olona tsy mivadika,+ fa ny mpamitaka kosa ho fantatra eny ihany.+
20 Toy izany no nataon’i Hezekia nanerana an’i Joda. Ary nanao izay tsara+ sy mahitsy+ foana izy, sady tsy nivadika+ mihitsy teo anatrehan’i Jehovah Andriamaniny.