29 Ary hoy i Mosesy: “Hatanjaho ny tenanareo anio hanompoana an’i Jehovah,+ satria ianareo samy efa namely ny zanakareo sy ny rahalahinareo avy,+ mba hanomezan’Andriamanitra fitahiana anareo anio.”+
32 “Ary ny mpisorona izay ho voahosotra+ sy homena fahefana* hanao ny asan’ny mpisorona+ handimby+ an-drainy, dia handrakotra fahotana sy hanao fitafiana vita amin’ny lamba rongony.+ Fitafiana masina ireo.+