Deoteronomia 29:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa tandremo izay voalazan’ity fifanekena ity ka ankatoavy, mba hahomby izay rehetra ataonareo.+ Josoa 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aoka tsy ho afaka am-bavanao+ ity boky misy ny lalàna ity. Ary vakio sy saintsaino andro aman’alina izany. Amin’izay ianao dia hitandrina tsara izay rehetra voasoratra ato,+ ka hahomby izay hataonao ary hanao zavatra amim-pahendrena ianao.+
8 Aoka tsy ho afaka am-bavanao+ ity boky misy ny lalàna ity. Ary vakio sy saintsaino andro aman’alina izany. Amin’izay ianao dia hitandrina tsara izay rehetra voasoratra ato,+ ka hahomby izay hataonao ary hanao zavatra amim-pahendrena ianao.+