1 Mpanjaka 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 noho ny fahotana nataony, tamin’ny nanaovany izay ratsy teo imason’i Jehovah,+ ka nanaovany hoatran’i Jeroboama sy nandehanany tamin’ny fahotany, izay nampanotany ny Israely.+ 2 Tantara 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy, toy ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba, satria izy ireo no mpanolo-tsaina+ azy taorian’ny nahafatesan-drainy ka nitondra loza ho azy.
19 noho ny fahotana nataony, tamin’ny nanaovany izay ratsy teo imason’i Jehovah,+ ka nanaovany hoatran’i Jeroboama sy nandehanany tamin’ny fahotany, izay nampanotany ny Israely.+
4 Koa nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy, toy ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba, satria izy ireo no mpanolo-tsaina+ azy taorian’ny nahafatesan-drainy ka nitondra loza ho azy.