2 Tantara 33:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tsy nitsahatra nivavaka tamin’Andriamanitra izy. Dia nanaiky ny fiangaviany+ Andriamanitra, ka nihaino ny fitalahoany famindram-po, ary nampody azy tamin’ny fanjakany tany Jerosalema.+ Dia fantatr’i Manase fa i Jehovah no tena Andriamanitra.+ Salamo 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Handre ny fitalahoan’ny mpandefitra ianao+ Jehovah ô,Ary hampiomana ny fony.+Hanongilan-tsofina hihaino ianao,+ Salamo 86:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsara toetra+ sy vonona hamela heloka+ ianao, Jehovah ô,Sady tena tsara fanahy sy be fitiavana amin’izay rehetra miantso anao.+
13 Ary tsy nitsahatra nivavaka tamin’Andriamanitra izy. Dia nanaiky ny fiangaviany+ Andriamanitra, ka nihaino ny fitalahoany famindram-po, ary nampody azy tamin’ny fanjakany tany Jerosalema.+ Dia fantatr’i Manase fa i Jehovah no tena Andriamanitra.+
17 Handre ny fitalahoan’ny mpandefitra ianao+ Jehovah ô,Ary hampiomana ny fony.+Hanongilan-tsofina hihaino ianao,+ Salamo 86:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsara toetra+ sy vonona hamela heloka+ ianao, Jehovah ô,Sady tena tsara fanahy sy be fitiavana amin’izay rehetra miantso anao.+
5 Tsara toetra+ sy vonona hamela heloka+ ianao, Jehovah ô,Sady tena tsara fanahy sy be fitiavana amin’izay rehetra miantso anao.+