2 Mpanjaka 24:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Iraika amby roapolo taona i Zedekia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Hamotala,+ zanak’i Jeremia avy any Libna. Jeremia 52:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Iraika amby roapolo taona i Zedekia+ tamin’izy nanomboka nanjaka,+ ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ny anaran-dreniny dia Hamotala,+ zanak’i Jeremia avy any Libna.+
18 Iraika amby roapolo taona i Zedekia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Hamotala,+ zanak’i Jeremia avy any Libna.
52 Iraika amby roapolo taona i Zedekia+ tamin’izy nanomboka nanjaka,+ ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ny anaran-dreniny dia Hamotala,+ zanak’i Jeremia avy any Libna.+