2 Mpanjaka 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia nodoran’i Nebozaradana ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranon’ny mpanjaka+ ary ny trano rehetra tao Jerosalema.+ Nodorany koa ny tranon’ny olona ambony rehetra.+ Salamo 74:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nodorany koa ny toeranao masina,+Ary nozimbazimbainy ny tranolay mitondra ny anaranao ka natsipiny tamin’ny tany.+ Salamo 79:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 79 Nidiran’ireo firenena ny lovanao, Andriamanitra ô!+Nolotoiny ny tempolinao masina,+Ary nataony korontam-bato miavosa i Jerosalema.+
9 Dia nodoran’i Nebozaradana ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranon’ny mpanjaka+ ary ny trano rehetra tao Jerosalema.+ Nodorany koa ny tranon’ny olona ambony rehetra.+
7 Nodorany koa ny toeranao masina,+Ary nozimbazimbainy ny tranolay mitondra ny anaranao ka natsipiny tamin’ny tany.+
79 Nidiran’ireo firenena ny lovanao, Andriamanitra ô!+Nolotoiny ny tempolinao masina,+Ary nataony korontam-bato miavosa i Jerosalema.+