Jeremia 25:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “‘Rehefa tapitra ny fitopolo taona,+ dia hataoko ampamoaka ny mpanjakan’i Babylona sy izany firenena izany+ noho ny fahadisoany’, hoy i Jehovah. ‘Hataoko ampamoaka ny tanin’ny Kaldeanina,+ ka hataoko lao mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Zakaria 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia niteny ilay anjelin’i Jehovah hoe: “Ry Jehovah Tompon’ny tafika ô, mandra-pahoviana ianao no tsy hamindra fo amin’i Jerosalema sy ireo tanànan’i Joda,+ izay nomelohinao nandritra izay fitopolo taona+ izay?”
12 “‘Rehefa tapitra ny fitopolo taona,+ dia hataoko ampamoaka ny mpanjakan’i Babylona sy izany firenena izany+ noho ny fahadisoany’, hoy i Jehovah. ‘Hataoko ampamoaka ny tanin’ny Kaldeanina,+ ka hataoko lao mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
12 Dia niteny ilay anjelin’i Jehovah hoe: “Ry Jehovah Tompon’ny tafika ô, mandra-pahoviana ianao no tsy hamindra fo amin’i Jerosalema sy ireo tanànan’i Joda,+ izay nomelohinao nandritra izay fitopolo taona+ izay?”