FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 24:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa naka rameva folo tamin’ny ramevan’ny tompony ilay mpanompo. Ary nakany avokoa ny karazan-java-tsoa rehetra+ nananan’ny tompony ka nentiny. Dia niainga ho any Mezopotamia izy, ho any amin’ny tanànan’i Nahora.

  • Isaia 60:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Handrakotra ny taninao ny andian-drameva izay toa manonjanonja ny fahitana azy mitanjozotra, dia ny ramevalahy tanora avy any amin’ny Midianina sy Efaha.+ Ary ho tonga daholo ny avy any Sheba,+ sady hitondra volamena sy ditin-kazo manitra. Dia hanambara ny fiderana an’i Jehovah izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara