2 Samoela 15:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hoy anefa ny mpanjaka tamin’i Zadoka: “Ento miverina ao an-tanàna+ ny Vata masin’Andriamanitra.+ Fa raha mahazo sitraka amin’i Jehovah aho, dia tsy maintsy hoentiny miverina koa ka havelany hahita an’ilay Vata sy ny toerana misy azy.+ Salamo 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Namoaka ahy eo amin’ny toerana malalaka izy,+Ary namonjy ahy satria nankasitraka ahy.+
25 Hoy anefa ny mpanjaka tamin’i Zadoka: “Ento miverina ao an-tanàna+ ny Vata masin’Andriamanitra.+ Fa raha mahazo sitraka amin’i Jehovah aho, dia tsy maintsy hoentiny miverina koa ka havelany hahita an’ilay Vata sy ny toerana misy azy.+