1 Mpanjaka 9:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Efa nampanatitra talenta volamena+ roapolo amby zato tany amin’ny mpanjaka i Hirama, tamin’izay. Salamo 72:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny mpanjakan’i Tarsisy sy ny mpanjakan’ireo nosy,+Dia handoa hetra.+Ary ny mpanjakan’i Sheba sy ny mpanjakan’i Seba,Dia hanolotra fanomezana.+
10 Ny mpanjakan’i Tarsisy sy ny mpanjakan’ireo nosy,+Dia handoa hetra.+Ary ny mpanjakan’i Sheba sy ny mpanjakan’i Seba,Dia hanolotra fanomezana.+