Ohabolana 20:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Na eo aza ny volamena sy ny haran-dranomasina* maro be, dia hafa ihany ny molotra mampita fahalalana, satria toy ny vazy sarobidy izany.+
15 Na eo aza ny volamena sy ny haran-dranomasina* maro be, dia hafa ihany ny molotra mampita fahalalana, satria toy ny vazy sarobidy izany.+