1 Mpanjaka 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nanao ampinga kely telonjato tamin’ny volamena misy fangarony koa izy, ka volamena telo mina no nandrakofany ny ampinga kely tsirairay.+ Dia napetrany tao amin’ny Trano Alan’i Libanona+ ireo.
17 Nanao ampinga kely telonjato tamin’ny volamena misy fangarony koa izy, ka volamena telo mina no nandrakofany ny ampinga kely tsirairay.+ Dia napetrany tao amin’ny Trano Alan’i Libanona+ ireo.