Genesisy 49:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+ 2 Samoela 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa izao no holazainao amin’i Davida mpanompoko: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Izaho no naka anao avy teny amin’ny kijana, teny am-piandrasana ondry,+ mba ho mpitarika+ ny Israely oloko. Salamo 78:71 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 71 Teny am-piandrasana ondrivavy mampinono izy+No nalainy mba hiandry an’i Jakoba olony+Sy Israely lovany.+
10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+
8 Koa izao no holazainao amin’i Davida mpanompoko: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Izaho no naka anao avy teny amin’ny kijana, teny am-piandrasana ondry,+ mba ho mpitarika+ ny Israely oloko.
71 Teny am-piandrasana ondrivavy mampinono izy+No nalainy mba hiandry an’i Jakoba olony+Sy Israely lovany.+