2 Samoela 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izy no hanorina trano ho an’ny anarako,+ ary hataoko mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandrianan’ny fanjakany.+ 1 Tantara 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hampitoeriko ao amin’ny ankohonako+ sy eo amin’ny fanjakako+ izy, mandritra ny fotoana tsy voafetra. Dia haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandrianany.”’”+
13 Izy no hanorina trano ho an’ny anarako,+ ary hataoko mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandrianan’ny fanjakany.+
14 Ary hampitoeriko ao amin’ny ankohonako+ sy eo amin’ny fanjakako+ izy, mandritra ny fotoana tsy voafetra. Dia haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandrianany.”’”+