FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nanao sorona ho an’ny demonia izy ireo, fa tsy ho an’Andriamanitra,+

      Eny, nanao sorona ho an’andriamanitra tsy fantatr’izy ireo,+

      Dia andriamanitra vaovao izay vao tonga,+

      Sady tsy fantatry ny razany.

  • 1 Mpanjaka 12:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Koa naka hevitra+ ny mpanjaka, ka nanao zanak’omby volamena roa,+ ary niteny tamin’ny vahoaka hoe: “Mafy loatra aminareo ny miakatra any Jerosalema. Koa io ny Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta, ry Israely ô!”+

  • 2 Tantara 11:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nanendry mpisorona ho eny amin’ireo toerana avo+ mantsy i Jeroboama, mba hanompo an’ireo demonia miendrika osy+ sy ireo zanak’omby nataony.+

  • Hosea 8:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nariana ilay zanak’ombinao,+ ry Samaria ô! Tezitra mafy amin’izy ireo aho.+ Mandra-pahoviana izy ireo no tsy hahavita hanadio ny tenany mba tsy hanan-tsiny intsony?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara