2 Tantara 32:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Sandry nofo+ no momba azy, fa i Jehovah Andriamanitsika kosa no momba antsika hanampy antsika+ sy hiady ho antsika.”+ Dia nankahery ny vahoaka ny tenin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda.+ Salamo 37:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ankino amin’i Jehovah ny lalanao,+Ary miantehera aminy,+ dia hanao zavatra izy.+ Salamo 55:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Apetraho amin’i Jehovah izay manavesatra anao,+Fa izy no hanohana anao.+Tsy havelany hangozohozo mihitsy ny olo-marina.+
8 Sandry nofo+ no momba azy, fa i Jehovah Andriamanitsika kosa no momba antsika hanampy antsika+ sy hiady ho antsika.”+ Dia nankahery ny vahoaka ny tenin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda.+
22 Apetraho amin’i Jehovah izay manavesatra anao,+Fa izy no hanohana anao.+Tsy havelany hangozohozo mihitsy ny olo-marina.+