FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 17:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary rehefa mipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakany izy, dia aoka hadikany amin’ny boky mba ho an’ny tenany ity lalàna ity izay tehirizin’ny Levita mpisorona.+

  • 2 Mpanjaka 22:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tatỳ aoriana, dia hoy i Hilkia+ mpisoronabe tamin’i Safana+ mpitan-tsoratra:+ “Hitako tao an-tranon’i Jehovah ny boky misy ny lalàna.”+ Dia nomeny an’i Safana ilay boky, ka novakin’i Safana.

  • Ezra 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Aoka ho fantatry ny mpanjaka fa nankany amin’ny faritanin’i+ Joda izahay, tany amin’ny tranon’ilay Andriamanitra lehibe.+ Misy manorina izy io, ka vato lehibe nakodiadia no anaovana azy, ary efa napetraka ireo hazo ao anaty rindrina. Mazoto manao ilay asa izy ireo, ka mandroso haingana izany.

  • Daniela 2:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Daniela: “Tena Andriamanitry ny andriamanitra+ tokoa ny Andriamanitrareo, sady Tompon’ireo mpanjaka+ ary Mpampiharihary zava-miafina, satria vitanao ny nampiharihary ilay zava-miafina.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara