1 Tantara 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ny Israelita+ sy ny mpisorona+ sy ny Levita+ ary ny Netinima+ no mponina voalohany tafaverina teo amin’ny taniny avy, tao amin’ny tanànany. Ezra 2:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 Roa amby sivifolo sy telonjato ny fitambaran’ny Netinima+ sy ny taranaky ny mpanompon’i Solomona.+
2 Ary ny Israelita+ sy ny mpisorona+ sy ny Levita+ ary ny Netinima+ no mponina voalohany tafaverina teo amin’ny taniny avy, tao amin’ny tanànany.
58 Roa amby sivifolo sy telonjato ny fitambaran’ny Netinima+ sy ny taranaky ny mpanompon’i Solomona.+