Ezra 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia ireo niara-tonga tamin’i Zerobabela+ sy Jesoa+ sy Nehemia sy Seraia+ sy Relaia sy Mordekay sy Bilsana sy Mispara sy Bigvay sy Rehoma ary Bana. Ireto avy ny isan’ny lehilahy teo amin’ny vahoakan’Israely:
2 dia ireo niara-tonga tamin’i Zerobabela+ sy Jesoa+ sy Nehemia sy Seraia+ sy Relaia sy Mordekay sy Bilsana sy Mispara sy Bigvay sy Rehoma ary Bana. Ireto avy ny isan’ny lehilahy teo amin’ny vahoakan’Israely: