Salamo 72:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hoderaina mandritra ny fotoana tsy voafetra anie ny anarany be voninahitra,+Ary aoka ny voninahiny hameno ny tany manontolo!+Amena! Amena! Salamo 145:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 145 Hanandratra anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka+ ô,Ary hidera ny anaranao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+
19 Hoderaina mandritra ny fotoana tsy voafetra anie ny anarany be voninahitra,+Ary aoka ny voninahiny hameno ny tany manontolo!+Amena! Amena!
145 Hanandratra anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka+ ô,Ary hidera ny anaranao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+