Eksodosy 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tamin’ny farany, dia nandia tany maina namakivaky teo afovoan’ny ranomasina ny zanak’Israely,+ ary toy ny manda teo ankavanany sy teo ankaviany ny rano.+ Salamo 66:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Novany ho tany maina ny ranomasina.+Nandeha an-tongotra niampita ny renirano izy ireo.+Teo dia niravoravo taminy izahay.+
22 Tamin’ny farany, dia nandia tany maina namakivaky teo afovoan’ny ranomasina ny zanak’Israely,+ ary toy ny manda teo ankavanany sy teo ankaviany ny rano.+
6 Novany ho tany maina ny ranomasina.+Nandeha an-tongotra niampita ny renirano izy ireo.+Teo dia niravoravo taminy izahay.+