FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tamin’izay, dia nanao izao hira izao ho an’i Jehovah i Mosesy sy ny zanak’Israely:+

      “Hihira ho an’i Jehovah aho, fa nisandratra avo dia avo izy.+

      Natsipiny tao an-dranomasina ny soavaly mbamin’ny mpitaingina azy.+

  • Salamo 106:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nosaronan’ny rano ny fahavalony,+

      Ka tsy nisy niangana na iray aza.+

  • Hebreo 11:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Finoana no niampitan’izy ireo ny Ranomasina Mena toy ny hoe nandia tany maina.+ Fa natelin’ny rano+ kosa ny Ejipsianina rehefa sahisahy nandeha teo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara