FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Rehefa nanendry mpitsara ho azy ireo i Jehovah,+ dia nomba an’izany mpitsara izany i Jehovah ka namonjy azy ireo teo an-tanan’ny fahavalony, tamin’ny andro rehetra niainan’ilay mpitsara. Nanenina mantsy i Jehovah,+ satria nitaraina izy ireo noho ny nataon’ireo nampahory azy+ sy ireo nanositosika azy tetsy sy teroa.

  • Mpitsara 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nisy mpamonjy+ notendren’i Jehovah hamonjy azy. Tsy iza izany fa i Otniela+ zanak’i Kenaza+ zandrin’i Kaleba.+

  • Mpitsara 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nisy mpamonjy notendren’i Jehovah. Tsy iza izany fa i Ehoda+ zanak’i Gera. Benjamita+ i Ehoda, ary kavia+ izy. Ary nampitondrain’ny zanak’Israely fanomezana* ho an’i Eglona mpanjakan’i Moaba izy.

  • 2 Mpanjaka 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa nomen’i Jehovah mpamonjy ny Israely,+ ka tsy teo ambany fahefan’i Syria intsony. Ary afaka nonina tao an-tranony toy ny teo aloha ny zanak’Israely.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara