Nehemia 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 dia ireo niara-tonga tamin’i Zerobabela+ sy Jesoa+ sy Nehemia sy Azaria sy Ramia sy Nahanany sy Mordekay+ sy Bilsana sy Mispereta sy Bigvay sy Nehoma ary Bana. Ireto avy ny isan’ny lehilahy teo amin’ny vahoakan’Israely:
7 dia ireo niara-tonga tamin’i Zerobabela+ sy Jesoa+ sy Nehemia sy Azaria sy Ramia sy Nahanany sy Mordekay+ sy Bilsana sy Mispereta sy Bigvay sy Nehoma ary Bana. Ireto avy ny isan’ny lehilahy teo amin’ny vahoakan’Israely: