FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 mba hisy fikarohana hatao ao amin’ny boky mirakitra ny tantaran’ny+ razanao. Dia ho hitanao ao amin’ilay boky, ary ho fantatrao fa mpikomy sy mitondra fatiantoka ho an’ny fanjakana sy ny faritany io tanàna io. Ary efa hatry ny ela be no nisy mpitarika fikomiana tao. Izany no nandravana tanteraka an’io tanàna io.+

  • Estera 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary tsy nahita tory ny mpanjaka tamin’iny alina iny,+ ka nasainy nentina teo aminy ny boky mirakitra ny tantara+ tamin’izany andro izany. Koa novakina teo anatrehan’ny mpanjaka izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara