3 tamin’ny taona fahatelo nanjakany, dia nanao fanasambe+ ho an’ny andrianany sy ny mpanompony rehetra izy, ary koa ho an’ny tafik’i Persa+ sy Media,+ sy ny olona ambony,+ ary ny mpifehy isam-paritany, izay samy teo anatrehany.+
15 Dia nirohotra nankao amin’ny mpanjaka ireo lehilahy ireo tamin’ny farany, ka nanao hoe: “Tsarovy, ry mpanjaka ô, fa araka ny lalàn’ny Medianina sy ny Persianina dia tsy azo ovana+ izay fandrarana+ na lalàna efa navoakan’ny mpanjaka.”