Genesisy 1:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary ny zava-maitso rehetra maniry dia efa nomeko ho sakafon’ny bibidia rehetra eny ambonin’ny tany sy ny biby manidina rehetra eny amin’ny lanitra ary ny zavamananaina* rehetra izay mihetsiketsika eny ambonin’ny tany.”+ Dia nisy izany. Salamo 104:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mampitsimoka ahi-maitso ho an’ny biby Izy,+Ary koa zavamaniry ho an’ny olombelona,+Mba hahatonga ny tany hamokatra sakafo+
30 Ary ny zava-maitso rehetra maniry dia efa nomeko ho sakafon’ny bibidia rehetra eny ambonin’ny tany sy ny biby manidina rehetra eny amin’ny lanitra ary ny zavamananaina* rehetra izay mihetsiketsika eny ambonin’ny tany.”+ Dia nisy izany.
14 Mampitsimoka ahi-maitso ho an’ny biby Izy,+Ary koa zavamaniry ho an’ny olombelona,+Mba hahatonga ny tany hamokatra sakafo+