Joba 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary nanana biby fiompy,+ dia ondry fito arivo sy rameva telo arivo sy omby arivo ary ampondravavy dimanjato. Nanana mpanompo maro be koa izy. Izany lehilahy izany no nanan-karena indrindra tamin’ny Tatsinanana+ rehetra. Mpitoriteny 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aleo ny fiafaran’ny raharaha toy izay ny fiandohany.+ Aleo olona manam-paharetana toy izay olona mihevi-tena ho ambony.+
3 ary nanana biby fiompy,+ dia ondry fito arivo sy rameva telo arivo sy omby arivo ary ampondravavy dimanjato. Nanana mpanompo maro be koa izy. Izany lehilahy izany no nanan-karena indrindra tamin’ny Tatsinanana+ rehetra.
8 Aleo ny fiafaran’ny raharaha toy izay ny fiandohany.+ Aleo olona manam-paharetana toy izay olona mihevi-tena ho ambony.+