FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary i Jehovah Andriamanitra namorona ny olona avy tamin’ny vovoky+ ny tany,+ sady nitsoka fofonaina nankao am-bavorony,+ ka lasa zavamananaina* ny olona.+

  • Isaia 45:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Lozan’izay miady amin’ny Mpamolavola azy,+ ka manao toy ny vakim-bilany tanimanga miady amin’ny vakim-bilany hafa eo amin’ny tany! Ny tanimanga+ ve dia hilaza amin’ny mpamolavola azy hoe: “Inona ity ataonao”? Ary ny zava-bitanao ve hilaza hoe: “Tsy manan-tanana izy”?

  • Romanina 9:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa ny mpanefy tanimanga+ angaha moa tsy manana fahefana amin’ny tanimanga, ka vongan-tanimanga iray ihany no hanaovany zavatra iray hohajaina ary iray tsy hohajaina?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara