Salamo 139:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Diniho amin’ny an-tsipiriany aho, Andriamanitra ô, ary fantaro ny foko.+Diniho aho, ka fantaro ny zavatra mampanahy+ ahy. Jeremia 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izaho Jehovah no mandinika ny fo+ sy mamantatra ny voa,+ mba hamaliako ny tsirairay araka izay ataony+ sy araka ny vokatry ny asany.+
23 Diniho amin’ny an-tsipiriany aho, Andriamanitra ô, ary fantaro ny foko.+Diniho aho, ka fantaro ny zavatra mampanahy+ ahy. Jeremia 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izaho Jehovah no mandinika ny fo+ sy mamantatra ny voa,+ mba hamaliako ny tsirairay araka izay ataony+ sy araka ny vokatry ny asany.+
10 Izaho Jehovah no mandinika ny fo+ sy mamantatra ny voa,+ mba hamaliako ny tsirairay araka izay ataony+ sy araka ny vokatry ny asany.+