1 Tantara 29:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa mpivahiny sy mpiavy+ izahay eo anatrehanao, tahaka ny razanay rehetra. Toy ny aloka ihany ny andronay etỳ an-tany,+ ka tsy misy antenaina. Salamo 102:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Toy ny aloka madiva hanjavona ny androko,+Ary malazo toy ny ahitra aho.+ Salamo 144:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mihelina toy ny fofonaina ny olombelona,+Ka toy ny aloka mandalo ny androm-piainany.+ Mpitoriteny 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ho ratsy fiafara kosa ny ratsy fanahy,+ sady tsy ho afaka hanalava ny androm-piainany, izay toy ny aloka,+ satria tsy natahotra an’Andriamanitra izy.+
15 Fa mpivahiny sy mpiavy+ izahay eo anatrehanao, tahaka ny razanay rehetra. Toy ny aloka ihany ny andronay etỳ an-tany,+ ka tsy misy antenaina.
13 Ho ratsy fiafara kosa ny ratsy fanahy,+ sady tsy ho afaka hanalava ny androm-piainany, izay toy ny aloka,+ satria tsy natahotra an’Andriamanitra izy.+