Eksodosy 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hoy anefa i Farao: “Fa i Jehovah moa no iza+ no tokony hihaino ny feony aho, ka handefa ny Israely?+ Tsy fantatro mihitsy izany Jehovah izany,+ sady tsy alefako koa ny Israely.”+ Salamo 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mihevi-tena ho ambony ny ratsy fanahy ka tsy mba manadihady,+Izao ihany no ao an-tsainy: “Tsy misy izany Andriamanitra izany.”+ Hosea 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Arakaraka izay novokarin’ny kijanan’izy ireo no nahavoky+ azy. Dia voky izy ireo ka niavonavona+ ny fony. Koa izany no nanadinoany ahy.+
2 Hoy anefa i Farao: “Fa i Jehovah moa no iza+ no tokony hihaino ny feony aho, ka handefa ny Israely?+ Tsy fantatro mihitsy izany Jehovah izany,+ sady tsy alefako koa ny Israely.”+
4 Mihevi-tena ho ambony ny ratsy fanahy ka tsy mba manadihady,+Izao ihany no ao an-tsainy: “Tsy misy izany Andriamanitra izany.”+
6 Arakaraka izay novokarin’ny kijanan’izy ireo no nahavoky+ azy. Dia voky izy ireo ka niavonavona+ ny fony. Koa izany no nanadinoany ahy.+