Joba 34:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa hoy izy: ‘Tsy ahazoan’ny lehilahy tomady tombony,+Ny miravoravo amin’Andriamanitra.’ Joba 35:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa hoy ianao: ‘Misy ilanao ny fahamarinako angaha?+Inona moa no soa azoko amin’izany mihoatra noho ny azoko amin’ny fahotana?’+ Malakia 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Nilaza ianareo hoe: ‘Tsy misy dikany ny hanompoana an’Andriamanitra.+ Ary inona moa no mba soa noraisintsika tamin’isika nanao adidy taminy, sy nandeha tamin’alahelo noho ny amin’i Jehovah Tompon’ny tafika?+
3 Fa hoy ianao: ‘Misy ilanao ny fahamarinako angaha?+Inona moa no soa azoko amin’izany mihoatra noho ny azoko amin’ny fahotana?’+
14 “Nilaza ianareo hoe: ‘Tsy misy dikany ny hanompoana an’Andriamanitra.+ Ary inona moa no mba soa noraisintsika tamin’isika nanao adidy taminy, sy nandeha tamin’alahelo noho ny amin’i Jehovah Tompon’ny tafika?+