FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 19:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ny alin’iny dia nivoaka ilay anjelin’i Jehovah, ka nandripaka dimy arivo sy valo alina sy iray hetsy tao an-tobin’ny+ Asyrianina.+ Ary nony nifoha maraina ny olona, dia indreo fa efa maty daholo ny Asyrianina.+

  • Daniela 6:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Naniraka ny anjeliny+ ny Andriamanitro+ ka nanakombona ny vavan’ny liona+ tsy hamiravira ahy, satria hitany fa tsy nanan-tsiny aho.+ Ary tsy nanao ratsy teo anatrehanao koa aho, ry mpanjaka ô!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara