Salamo 30:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Jehovah Andriamanitro ô, niantso vonjy taminao aho, ka nositraninao.+ Salamo 91:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hiantso ahy izy, dia hamaly azy aho.+Ho eo aminy aho raha ory izy.+Hamonjy azy aho, ary hanome voninahitra azy.+ Salamo 145:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Akaikin’izay rehetra miantso azy i Jehovah,+Dia izay rehetra miantso azy araka ny fahamarinana.+
15 Hiantso ahy izy, dia hamaly azy aho.+Ho eo aminy aho raha ory izy.+Hamonjy azy aho, ary hanome voninahitra azy.+