FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 32:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Koa novonjen’i Jehovah i Hezekia sy ny mponin’i Jerosalema, mba tsy ho azon’ny tanan’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria+ sy ny olon-kafa rehetra. Ary nataony nandry feizay teo anivon’ny fahavalony rehetra nanodidina izy ireo.+

  • Salamo 91:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hiantso ahy izy, dia hamaly azy aho.+

      Ho eo aminy aho raha ory izy.+

      Hamonjy azy aho, ary hanome voninahitra azy.+

  • Asan’ny Apostoly 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy i Petera, rehefa tonga saina tsara: “Fantatro marina izao fa naniraka ny anjeliny i Jehovah,+ mba hanafaka+ ahy tamin’ny tanan’i Heroda sy tamin’izay rehetra efa nantenain’ny Jiosy hanjo ahy.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara