10 Hoy koa i Davida: “Raha mbola velona koa i Jehovah,+ dia i Jehovah ihany no hamely azy,+ na ho avy ny andro+ tsy maintsy hahafatesany, na hidina any an’ady+ izy ka ho faty.+
25 “Ary ianao, ry ilay maratra mafy efa ho faty, ilay ratsy fanahy mpiadidy+ eo amin’ny Israely,+ tonga mandritra ny fotoanan’ny fahadisoana farany ny andronao.+