22 “Fa maharitra eo anatrehako ny lanitra vaovao+ sy ny tany vaovao+ izay foroniko,+ ary toy izany koa no haharetan’ny taranakareo+ sy ny anaranareo”,+ hoy i Jehovah.
3 Tamin’izay aho dia nahare feo mafy avy teo amin’ny seza fiandrianana, nanao hoe: “Eo amin’ny olombelona ny tranolain’Andriamanitra,+ ary izy hiara-mitoetra+ amin’izy ireo, ary ireo ho olony,+ ka Andriamanitra mihitsy no ho eo aminy.+