FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 27:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia aoka izy hanangona, fa ny olo-marina no hitafy izany,+

      Ary ny tsy manan-tsiny no hanana anjara amin’ny volafotsy.

  • Salamo 49:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hitany mantsy fa maty koa na ny hendry aza,+

      Ary samy maty daholo na ny adala na ny tsy misaina,+

      Ka hamela ny fananany ho an’olon-kafa.+

  • Ohabolana 13:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hamela lova ho an’ny zafikeliny ny olona tsara toetra, ary ny harenan’ny mpanota kosa tehirizina ho an’ny marina.+

  • Mpitoriteny 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary iza no mahalala raha ho hendry ilay olona na ho adala?+ Nefa dia izy no hanjaka amin’izay rehetra niasako mafy sy nisasarako ary nanehoako fahendrena tetỳ ambanin’ny masoandro.+ Zava-poana koa izany.

  • Mpitoriteny 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Misy olona irery sady tsy mba mana-namana,+ na zanaka na rahalahy,+ nefa tsy misy farany ny asa mafy ataony. Tsy afa-po amin’ny harena koa ny masony.+ Ary hoy izy: “Ho an’iza no iasako mafy sy ihafiako tsy hankafy zava-tsoa?”+ Zava-poana koa izany sady asa mampahory.+

  • Lioka 12:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa hoy Andriamanitra taminy: ‘Ry tsy misaina, anio alina no hisy hanapitra ny ainao,*+ koa ho an’iza ireto zavatra nangoninao?’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara