Salamo 54:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Andriamanitra no mpanampy ahy.+Momba an’izay manohana ahy i Jehovah. Isaia 50:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hanampy ahy anefa i Jehovah+ Tompo Fara Tampony ka tsy ho menatra aho. Izany koa no antony nanaovako ny tarehiko ho mafy toy ny vatoafo, ary fantatro fa tsy ho afa-baraka aho.+ Hebreo 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa be herim-po+ àry isika, ka milaza hoe: “Jehovah no mpanampy ahy, ka tsy hatahotra aho. Inona moa no azon’ny olona atao amiko?”+
7 Hanampy ahy anefa i Jehovah+ Tompo Fara Tampony ka tsy ho menatra aho. Izany koa no antony nanaovako ny tarehiko ho mafy toy ny vatoafo, ary fantatro fa tsy ho afa-baraka aho.+
6 Koa be herim-po+ àry isika, ka milaza hoe: “Jehovah no mpanampy ahy, ka tsy hatahotra aho. Inona moa no azon’ny olona atao amiko?”+