Salamo 72:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hoderaina mandritra ny fotoana tsy voafetra anie ny anarany be voninahitra,+Ary aoka ny voninahiny hameno ny tany manontolo!+Amena! Amena! 1 Korintianina 14:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa raha amin’ny alalan’ny fanomezan’ny fanahy no anaovanao fiderana, ahoana no hilazan’ny olon-tsotra eo am-pitoerany eo hoe “Amena”+ amin’ny fisaorana ataonao, nefa tsy fantany izay lazainao?
19 Hoderaina mandritra ny fotoana tsy voafetra anie ny anarany be voninahitra,+Ary aoka ny voninahiny hameno ny tany manontolo!+Amena! Amena!
16 Fa raha amin’ny alalan’ny fanomezan’ny fanahy no anaovanao fiderana, ahoana no hilazan’ny olon-tsotra eo am-pitoerany eo hoe “Amena”+ amin’ny fisaorana ataonao, nefa tsy fantany izay lazainao?