Joba 13:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nahoana ianao no manafina ny tavanao,+Ka mihevitra ahy ho fahavalonao?+ Salamo 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Jehovah ô, mandra-pahoviana no hanadinoanao ahy?+ Ho mandrakizay ve?+Mandra-pahoviana no hanafenanao ny tavanao amiko?+ Salamo 88:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nahoana ianao no manary ahy, Jehovah ô?+Nahoana ianao no manafina ny tavanao amiko?+
13 Jehovah ô, mandra-pahoviana no hanadinoanao ahy?+ Ho mandrakizay ve?+Mandra-pahoviana no hanafenanao ny tavanao amiko?+