2 Tantara 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hifidy an’i Jerosalema+ anefa aho mba hitoeran’ny anarako, ary hifidy an’i Davida ho mpitarika ny Israely oloko.’+ Salamo 48:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Lehibe i Jehovah ka tena mendrika hoderaina+Ao amin’ny tanànan’Andriamanitsika,+ ao amin’ny tendrombohiny masina.+ Isaia 60:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Hanatona ka hiankohoka eo anatrehanao ny zanak’ireo mpampahory anao,+ ary hihohoka eo an-tongotrao izay rehetra maniratsira anao.+ Dia hantsoin’izy ireo hoe tanànan’i Jehovah, Zionan’Ilay+ Masin’ny Israely, ianao.
6 Hifidy an’i Jerosalema+ anefa aho mba hitoeran’ny anarako, ary hifidy an’i Davida ho mpitarika ny Israely oloko.’+
48 Lehibe i Jehovah ka tena mendrika hoderaina+Ao amin’ny tanànan’Andriamanitsika,+ ao amin’ny tendrombohiny masina.+
14 “Hanatona ka hiankohoka eo anatrehanao ny zanak’ireo mpampahory anao,+ ary hihohoka eo an-tongotrao izay rehetra maniratsira anao.+ Dia hantsoin’izy ireo hoe tanànan’i Jehovah, Zionan’Ilay+ Masin’ny Israely, ianao.