Deoteronomia 32:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra+ aho,Ary mandray an-tanana ny fitsarana,+Dia izaho no hamaly ny nataon’ireo fahavaloko,+Ary hamaly an’ireo mankahala mafy ahy.+ Ezekiela 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Ry zanak’olona, maminania ka lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Milazà hoe: ‘Sabatra! Sabatra!+ Efa norangitina ilay sabatra+ sady efa nokosehina hangirana.
41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra+ aho,Ary mandray an-tanana ny fitsarana,+Dia izaho no hamaly ny nataon’ireo fahavaloko,+Ary hamaly an’ireo mankahala mafy ahy.+
9 “Ry zanak’olona, maminania ka lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Milazà hoe: ‘Sabatra! Sabatra!+ Efa norangitina ilay sabatra+ sady efa nokosehina hangirana.