Salamo 46:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mampifaly ny tanànan’Andriamanitra ireo sakeli-drano mankamin’ny renirano iray,+Eny, mampifaly an’ilay tranolay be voninahitra sy masina indrindra, izay an’ny Avo Indrindra.+ Salamo 87:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Malaza ho be voninahitra ianao, ry tanànan’ilay tena Andriamanitra!+ Sela.
4 Mampifaly ny tanànan’Andriamanitra ireo sakeli-drano mankamin’ny renirano iray,+Eny, mampifaly an’ilay tranolay be voninahitra sy masina indrindra, izay an’ny Avo Indrindra.+