Salamo 125:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 125 Izay matoky an’i Jehovah+Dia sahala amin’ny Tendrombohitra Ziona,+ izay tsy voahozongozona fa mitoetra mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Zakaria 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ho manda afo manodidina azy aho”,+ hoy i Jehovah, “ary ho heniky ny voninahitro izy.”’”+
125 Izay matoky an’i Jehovah+Dia sahala amin’ny Tendrombohitra Ziona,+ izay tsy voahozongozona fa mitoetra mandritra ny fotoana tsy voafetra.+